Fokontany | Actes administratifs | 1000 Ar
Date: 2015 , Analamanga – Antananarivo Renivohitra | Rapport #441
Nanao taratasy tao aminâ??ny birao anâ??ny fokotany misy anay izaho dia tokony ho 200ar no aloha satri izaho dia mponina tsara ao aminâ??ny fokotany no manao adidy ar-dalà na fa saingy adinony kara-pokotaniko dia nangalany 1000ar aho fa lazainy fa tsy nanao adidy hono nefa hitamaso be fa mpanao adidy tsara izaho k anamaetraka ny fitarainana aho.
Le citoyen a demandé à ce que le rapport soit partagé avec :
- Le gouvernement
Laissez un commentaire